|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miadana
Fototeny  2 adana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto.
5 Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be at peace. [1.2, 1.7]
7 To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; not to be hasty in forming judgements.. [1.2]
8 to go slow; to have plenty. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur. [1.3]
10 aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance. [1.8]
Ohatra  11  Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
12  Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472]
13  Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  afadraorao, 19  afakopakopaka, 20  elatananamivotsavotsa, 21  finaritra, 22  henika, 23  makamora, 24  malaimihetsika, 25  mamindramalako, 26  mampandadyfoza, 27  mananjara, 28  mananaambyampy, 29  manananyampy, 30  manisadia, 31  manisavitsika, 32  metroka, 33  miainaankalalahana, 34  mianoka, 35  mianoka, 36  mibanaika, 37  mibonaika, 38  mibonenika, 39  midanesaka, 40  midanoka, 41  midanoka, 42  midaresaka, 43  midarona, 44  midehadeha, 45  midraiko, 46  midreho, 47  migalabina, 48  mihamoka, 49  mihoninkonina, 50  mijeho, 51  mikidanodanoka, 52  mikirindreva, 53  mikisaka, 54  mikisina, 55  mikonesa, 56  miladina, 57  milaikalaika, 58  milaiko, 59  milaikolaiko, 60  milakolako, 61  milalo, 62  milalotra, 63  milamina, 64  milamina, 65  milanona, 66  milasilasy, 67  miledaleda, 68  mimasimasy, 69  miraondraona, 70  mirerarera, 71  miresaresa, 72  miretareta, 73  mirezareza, 74  mirisarisa, 75  misamosy, 76  mitanesaka, 77  mitaredretra, 78  mitaredretra, 79  mitavozavoza, 80  mitoredretra, 81  mitsikozakoza, 82  mitsikozakoza, 83  mitsilaikolaiko, 84  mitsimedameda, 85  mitsiredareda, 86  mitsirendrena, 87  mitsiretareta, 88  mitsitaika, 89  mitsivozavoza, 90  sambatra, 91  somararetra, 92  tretrika, 93  tsymaika, 94  tsymakasarotra, 95  tsymandrayravinavaratra, 96  tsymandrayravindeno, 97  tsymiondantanana, 98  tsymiraika, 99  tsyrototra, 100  tsyrototra, 101  tsysahirana, 102  votsadia, 103  votsavava, 104  votsa
Kamban-teny rehetra  105  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  106  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)107  miana
Fototeny  108 adana
Sokajin-teny  109  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  110 Madiana, 111 manadia, 112 miadana, miadàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10