|
|
|
|

Teny iditra1  adanina
Fototeny  2 adana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampandehanina moramora: Adano ny fandehan' ny fiarakodia fa mandomando izany arabe izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 To be made slow, to be retarded, to be made unoppressive.. [1.2]
6 to be slowed down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on ralentit, qu'on fait lentement. [1.3]
8 qu'on ralentit. [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 adanina, 14 andiaña, 15 dainana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12