|
|
|
|

Teny iditra1  danoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  10 danona

Fivaditsoratra  danoka, 11 dokana, 12 donaka, 13 kadoña, 14 kodàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19