|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 teny enti-milaza fahiny ny ronono. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 perfect contentment in sucking and drinking; used primarily of children or the young of animals at the breast.. [1.2]
Kamban-teny rehetra  5 akondro vidin' anoka

Teny iditra (2/2)6  anoka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 zanak' alika dongadonga. [2.558]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ankao, 12 anoka, 13 kanao, 14 kanoa, 15 kaona, 16 koana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09