|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  adanadana
Fototeny  2 danadana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used of a door, box, cupboard, etc., opened wide. [1.2]
6 to be opened wide. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 A ouvrir, qu'on ouvre. [1.3#95]
8 qu'on ouvre en grand. [1.8]
Ohatra  9  Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano. [2.4]
10  Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy. [2.5]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  adanadana
Fototeny  16 adana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 [duplicatif diminutif]. [1.3#2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  21 adanadana, 22 añadañada

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19