Index

Proverbes : vely

Proverbe 1Ny dom-pamaky no mody navela, fa ny vely loha no kanto. [2.558 #2934]
Ny dom-pamaky no mody navela, kanjo ny vely loha no kanto ; olona hariana ka mody atao hoe : " mitomoera atsy ivohon' ny vato " . [2.415 #819, 2.165]
Traduction françaiseCesser de frapper avec la hache, mais frapper d' autant plus fort sur la téter avoir l' intention de chasser (ou renier) quelqu' un et lui dire pourtant: "Restez donc ici chez votre protecteur" . [2.165]
On a cessé de frapper avec la hache mais on frappe plus fort sur la tête ; on veut chasser quelqu'un et on lui dit : demeurez ici à côté de votre protecteur. [2.415 #819]

Proverbe 2Tefy angadin-dRainimanankiarana : ny tsy masaky ny antsoro atao vely manta ; ary nony mivarotra, dia ny masak’ arina ihany no alaina. [2.653]

Proverbe 3Vely ampongan' Ikidobo, ka ny kitsantsony no maneno alohan' ny kidobony. [2.165 #2300]
Vely ampongan' Ikodobo : ny kitsantsony no maneno alohan' ny kidobony. [2.558 #4931]

Proverbe 4Vely amponga no tsy ory sahala, voro-dambamena no samy manana. [2.558 #4925, 2.653 #3660]

Proverbe 5Vely bingin-dRatentena : anambo tsy ren-Janahary, ambony tany tsy ren' olombelona. [1.147 #V47]

Proverbe 6Vely zompona ; hatony havenina. [1.147]

Index