|
|
|
|

Teny iditra 1  vely
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 a blow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 action de battre [1.8, 1.196]
26 action de détacher les grains [1.196]
Ohatra  27  Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472#221]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny how vely
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 Levì, 31 Levy, levy, vely

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14