| Entrée (1/2) | 1 tefy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1] |
| Explications en anglais |
4 the working of clay in pottery; the forging of iron [1.7] |
| Explications en français |
5 ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3] 6 travail de potier et de forgeron [1.8] |
| Exemples |
7 tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée)
[1.3]
8 ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3] 9 Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 22 6 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 24 tefy |
| Partie du discours | 25 nom |
| Explications en français |
26 (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [Merina]
[1.196] |
| Vocabulaire | 27 Botanique |
| Nom scientifique |
|
| Anagrammes | 28 fety, Fety, 29 tefy |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|