Index

Proverbes : mamangy

Proverbe 1Adidinao tsy namangy, fa ny aretiko afaka ihany. [2.415 #1045, 2.653, 2.165]
Adidinao tsy namangy, fa ny aretiko sitrana ihany. [1.1 #22]
Ny aretiko afaka ihany, fa adidinao tsy namangy. [2.415 #1045]
Interprétation malgacheIanao no mahazo tsiny amin' ny fihavanana noho ny tsy nitsidihanao ahy narary, fa izaho itý sitrana ihany. [1.1 #22]
Traduction françaiseLe blâme vous reste pour ne pas m'avoir visité dans ma maladie, gardez-le ; moi, je suis quand même débarrassé de mon mal. [2.415 #1045]
Vous êtes blâmable de ne m' avoir pas rendu visite, mais je n' en suis pas moins guéri de ma maladie. [2.165]
Interprétation françaiseSe disait à ceux qui n'assistaient pas leurs parents dans l'embarras. [2.415 #1045]

Proverbe 2Akoho boto nangalarin' ny alinjinery : tsy very fa namangy havana. [2.558]
Akoho boto nangalarin’ ny alinjinery : tsy very, fa namangy ny havany. [2.653 #44]

Proverbe 3Aza manao toy ny rafozana jamba, ka aleo hateran-tsira kely toy izay homen-damba tsara. [2.415 #1438, 2.165]
Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny manome sira kely no ankasitrahany. [2.415 #1449]
Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany fa ny manome sira tsaroan' ny lelany no ankasitrahany. [2.558 #130]
Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny nanome sira kely no ankasitrahany. [2.653 #1468]
Rafozana jamba, ka aleony sira ren' ny lelany toy izay lamba tsara. [2.558 #3540]
Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira kely no isaotsaorany. [1.3 #498]
Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira no isaotsaorany. [1.1]
Interprétation malgacheEnti-milaza ny olona mahatsiaro ny soa kely fa tsy mahatsiaro ny soa lehibe atao azy. [1.1]
Traduction françaiseBelle-mère aveugle: si on lui donne un lamba, elle ne voit pas, mais si on lui donne un peu de sel, elle remercie avec effusion [1.3 #498]
Ne faites pas comme une belle-mère aveugle, qui aime mieux qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau lamba. [2.415 #1438]
Ne faites-pas comme une belle-mère aveugle, qui préfère qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau "lamba" . [2.165]
Visitez votre belle-mère aveugle et donnez-lui un lamba, elle ne le voit pas ; donnez-lui un peu de sel, cela lui est agréable. [2.415 #1449]
Interprétation françaiseComme elle est aveugle, il lui importe peu quelle soit bien mise. [2.165]
Elle ne voit pas le lamba. [2.415 #1438]
Le tout n'est pas de donner, il faut savoir donner ; autre sens : oublier un grand service et se montrer reconnaissant d'un petit service. [2.415 #1449]
Sensible aux petits services, insensible aux grands [1.3 #498]

Proverbe 4Folo lahy namangy aretina : ny dimy ti-hivilomany, ny dimy ti-hifatesany. [1.147 #F39]

Proverbe 5Saobakaka mamangy havana : ny mpamangy mototra, ny vangiana mototra. [2.558 #3834]

Proverbe 6Voin-tenanao tsy namangy, fa ny aretiko sitran-tsy miody. [2.558 #5010, 2.653 #3721]
Voin-tenanao tsy namangy, fa ny aretiko sitran-tsy niody. [2.415 #4071]
Traduction françaiseC'est tant pis pour vous si vous ne m' avez pas visité car ma maladie s' est guérie sans remèdes. [2.415 #4071]
Interprétation françaiseVous en êtes pour votre impolitesse. [2.415 #4071]

Index