Entrée saobakaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa [1.1]
Explications en anglais A large frog, sometimes called a toad [1.7]
Explications en français Grosse grenouille, parfois appelé crapaud [1.8]
Vocabulaire 
Synonymes sabakaka
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31