| Entrée (1/2) | 1 sitrana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1] |
| Explications en anglais |
4 healed, recovered from illness [1.7] |
| Explications en français |
5 guéri, rétabli [1.3#612] 6 guéri, rétabli après une maladie [1.8] |
| Exemples |
7 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 22 3 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 23 miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony |
| Proverbes | 24 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 25 sitràna |
| Partie du discours | 26 impératif de l'adjectif sitrana [Liste complète] |
| Explications en français |
27 Soyez guéri [1.3#612] |
| Exemples |
28 Sitràna soa aman-tsara
[1.1]
|
| Anagrammes | 29 an-tsary, 30 ranitsa, 31 ratsina, 32 sanatry, 33 sañitra, 34 santria, 35 satrina, 36 sitrana, sitràna, 37 tsiraña |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|