|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 adidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana.
4 henatra, andraikitra. 5 Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany. 6 Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy.. [1.1] 7 zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 responsibility; blame, censure.
[1.2, 1.7] 9 something for which one is held responsible. See andraikitra. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 devoir.
[1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 11 responsabilité. [1.3, 1.8, 1.5] 12 blâme, censure. [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
13 adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille)
[1.3]
14 adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3] 15 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 32 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 33 fondro, soketa, tsiny |
| Kamban-teny rehetra | 34 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 36 adidy |
| Fototeny | 37 didy |
| Sokajin-teny | 38 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e!.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
40 used of that with which anything is cut.
[1.2#114] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 46 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 47 adidy |
| Sokajin-teny | 48 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
49 fanambarana fa tanin'olona, kalo.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 50 adidy, 51 Idida |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|