|
|
|
|

Entrée (1/4)1  volana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Tous les mots composés  10  48 mots contenant volana
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] [vôlaña] teny
12  [1.1] Teny atao, teny aloakan' ny vava
Explications en anglais  13  [1.7] speaking
Explications en français  14  [1.3, 1.7] speech
15  [1.3, 1.8] parole
16  [1.3] promesse, engagement
17  [1.8] action de parler
Vocabulaire  18  Linguistique
Synonymes  19  kabary
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot volana

Entrée (2/4)21  volana
Partie du discours  22  nom
Tous les mots composés  23  33 mots contenant volana
Explications en malgache  24  [1.1] Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana
Explications en anglais  25  [1.7] the moon
Explications en français  26  [1.8] la lune
Exemples  27  [2.470] Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
28  [2.471] Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!...
Vocabulaire  29  Astronomie
Analogues  30  fenomanana
Proverbes  31  Proverbes contenant le mot volana
Article  32  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/4)33  volana
Partie du discours  34  nom
Tous les mots composés  35  17 mots contenant volana
Explications en malgache  36  [1.1] Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany
Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady, adaoro, adizaoza, asorotany, alahasaty, asombola, adimizana, alakarabo, alakaosy, adijady, adalo, alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny: zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30, jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
Explications en anglais  37  [1.7] a month
Explications en français  38  [1.8] le mois
39  [1.13] mois
Exemples  40  [2.324] Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe
41  [2.470] Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo
42  [2.472] volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity
43  [2.296#] Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa.
Vocabulaire  44  Temps
Hyponymes 
Proverbes  121  Proverbes contenant le mot volana
Tableaux et planches  122  Mesure du temps
Article  123  Randzavola: volana ao amin' ny Baiboly

Entrée (4/4)124  volana
Partie du discours  125  nom
Tous les mots composés 
Explications en français  127  [1.196] à l'origine du nom des pièces de monnaie, rondes comme cet astre vu dans son plein
Vocabulaire  128  Economie: finances, gestion

Anagrammes  129  alavon, avalon, lovana, nalavo, navalo, novala, valona, volana

Mis à jour le 2025/08/10