|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 asorotany |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
4 Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10] 5
66 Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana 67 Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1] |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| Fanazavàna teny anglisy |
68 the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.]
[1.2] |
| Ohatra |
69 koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864.
[2.59#40]
|
| Voambolana | 70 Fotoana 71 Finoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fikambanana | 148 asorotanitsisatry |
| Ohabolana | 149 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
150 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/2) | 151 asorotany |
| Sokajin-teny | 152 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
153 zana-pehintany avaratry ny fehibe
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
154 tropique du Cancer
[1.13] |
| Voambolana | 155 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 156 adijady, 157 zanapehintany |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | asorotany, 159 isotroana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|