|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 hena- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe henatra |
| Teny iditra (2/6) | 3 hena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany
6 Fery 7 Teny misy ifandraisany: 8 atidohan-kena, 9 atin-kena, 10 fanangana, 11 hofaka, 12 ilikena, 13 jabora, 14 sabora, 15 lela, 16 lemy, 17 leminy, 18 lohomby, 19 losony, 20 mananety, 21 masontanteliny, 22 matomperiny, 23 matom-perin-kisoa, 24 mosavinkena, 25 roroha, 26 soroka, 27 taovany, 28 tratra, 29 trafo, 30 traingo, 31 tehezana, 32 tsinainkena, 33 vain-droroha, 34 vavony, 35 voankena, 36 vodihena, 37 vorivorinkena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
38 meat, esp. beef
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 viande, viande de boeuf
[1.8] |
| Ohatra |
40 Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 44 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 45 Fikambanana 72 amin' io teny io |
| Ohabolana | 46 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 47 hena |
| Sokajin-teny | 48 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
49 Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
50 diminution, amoindrissement
[1.3] 51 décrépitude de l'organe mâle, impuissance [Sakalava] [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 67 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/6) | 68 heña |
| Sokajin-teny | 69 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
70 tantely mifindra
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 71 heña |
| Sokajin-teny | 72 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
73 hankaiza
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/6) | 74 hena |
| Sokajin-teny | 75 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
76 (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants.
[Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 77 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 79 hane, hena, heña, 80 nahe, 81 nhea |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|