|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 tratra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy
4 Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko 5 Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho 6 Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany 7 Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 overtaken
[1.2, 1.7] 9 caught [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 attrapé, pris, atteint
[1.8] |
| Ohatra |
11 Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 54 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 34 tratra |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37 the breast
[1.2] 38 the chest [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 la poitrine
[1.3, 1.8] 40 le poitrail [1.3] |
| Ohatra |
41 Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 45 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 60 Fikambanana 19 amin' io teny io |
| Ohabolana | 61 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 62 tratra |
| Sokajin-teny | 63 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
64 refy
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 65 tratra |
| Sokajin-teny | 66 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
67 fifanarahana
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 68 tratra |
| Sokajin-teny | 69 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
70 (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris).
71 D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. 72 Bois blanc, tendre mais solide. 73 C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 74 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|