|
|
|
|

Teny iditra 1  roroha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 la panse des animaux ruminants [1.3]
Ohatra  5  Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 7 misy io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07