|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahena |
| Fototeny | 2 hena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
5 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be lessened, to be diminished.
[1.2] 7 to be lessened, to be reduced [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie
[1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
| Ohatra |
10 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo?
[2.270#]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 15 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 16 ajetsy, 17 ajotso, 18 ampidinina |
| Fivaditsoratra | ahena, 19 ehana, 20 hanea, 21 heana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|