|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mananety
Fototeny  2 tanety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mitety tanety [1.1]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 6  mananety
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 entrecôte [1.13]
Voambolana  10  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  11 mananetiny, mananetinkena
Fikambanana  12 mananetinkena

Fivaditsoratra  13 maintane, mananety, 14 mañetiña, 15 metanina, 16 mientàna, mientana, 17 tamenany, 18 tanimena, 19 tany mena

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07