|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihena |
| Fototeny | 2 hena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihakely, mifintina: Mihena ny hazo rehefa maina.
5 Mihavitsy: Mihena ny mponina amin' ity tanàna ity. 6 Mihafohy: Mihena ny andro amin' ny ririnina. 7 Midina, mitambotsotra: Mihena ny vidin' ny kafe. 8 Misintona: Efa mihena ny rano ka ho afaka handeha isika. 9 Mihalany: Mihena ny volana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to lessen, to shrink, to diminish, to decrease, to reduce, to assuage..
[1.2] 11 to diminish, to become less. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 diminuer, décroître.
[1.8] |
| Ohatra |
13 Dia mahia ny marary, mihena ny bonibony;
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 20 mihenà |
| Fototeny | 21 hena |
| Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 23 Hinema, 24 mañehy, 25 mehina, 26 menahy, 27 mihenà, mihena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|