|
|
|
|

Entrée (1/3)1  havana
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Tous les mots composés  10  32 mots contenant havana
Explications en malgache  11  [1.1] Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa
Explications en anglais  12  [1.2, 1.7] a friend
13  [1.2] a relation, an alliance. See sakaiza, longo
14  [1.7] a relative, an ally; cf. sakaiza
Explications en français  15  [1.3, 1.54, 1.8] parent
16  [1.3, 1.8] allié, ami
Exemples  17  [2.442] Be havana koa ianareo izany!
18  [2.332] Tsy manana havana koa, fa izaho irery.
19  [2.298] Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana.
20  [2.48] Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana.
Vocabulaire  21  Rapports: famille
Analogues  22  sakaiza, sakelika, hazo tapaky ny sampy, halam-patana, razana, razam-be, kazaha, raibe, renibe, ray, reny, zanaka, rahalahy, anadahy, rahavavy, anabavy, rafozana, vinanto, vinantolahy, vinantovavy, anabavin-dray, anadahin-dreny, rahavavin-dreny, rahalahin-dray, zafy, zafin' ny mpirahalahy, zafin' ny mpirahavavy, zafin' ny mpianadahy, zafiafy, zafindohalika, zafinkitrokely, zafimpaladia, zafindria, zafitsitorana, zanak' olompirahalahy, zanak' olo-mpirahavavy, zanak' olo-mpiana dahy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, zana-drahalahy, zanadrahavavy, zaodahy, zaobavy
Proverbes  23  Proverbes contenant le mot havana

Entrée (2/3)24  havana
Partie du discours  25  nom
Morphologie 
26  Simple :
27  Préfixée :
Dérivés 
28  Verbes relatifs :
Explications en malgache  29  [1.1] Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara

Entrée (3/3)30  havana
Partie du discours  31  nom
Morphologie 
32  Simple :
33  Préfixée :
Dérivés 
34  Verbes passifs :
35  Verbes relatifs :
Explications en malgache  36  [1.78] [Taisaka] havanana
Explications en français  37  [1.82] [Taisaka] droite

Anagrammes  38  avahan, hanava, havana, navaha, vahana

Mis à jour le 2025/08/10