|
|
|
|

Teny iditra1  zaodahy
Singan-teny  2 zaotra, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a brother-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 beau-frère [1.54, 1.8]
7 bon ami [1.8]
Ohatra  8  Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293#]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Voambolana  11  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12