|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sakaiza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany
4 Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ami, compagnon; amant [1.8]
Ohatra  7  Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza. [2.270#125]
8  Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara [2.649#193]
9  dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  28  fatidra, 29  longo, 30  mahatoky, 31  mifampihinananymantasynymasaka, 32  mpifankatia, 33  mpirahalahymizaradianomby, 34  namana, 35  ranosyvary, 36  tanankaviasyhavanana, 37  tapaka, 38  tranoatsimosyavaratra
Kamban-teny rehetra  39  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)41  sakaiza
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 (au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy [Merina] [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17