|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 ray |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny)
[1.1] 4 aba [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] [1.78] 5 ada [Provincial] [1.2] 6 baba [Betsimisaraka] [1.78] 7 dada [1.1] 8 ikaky [1.7] 9 kaky [Tankarana] [1.19] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 father
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 père
[1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5] 12 oncle [1.3#500, 1.5] 13 beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés [1.3#500] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 16 Fifandraisana: fianakaviana |
| Tovy hevitra | 17 aba, ada, baba, dada, ikaky |
| Mpanahaka | 18 andryiankinana, 19 hajasyvoninahitra, 20 kiadysyvoninahitra, 21 lanysikajyarivo, 22 lanyvoamenazato, 23 vatonandiavana |
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 47 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 26 ray |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Kasika: Zaza tia ray
29 Fakana zavatra amin' ny tanana 30 Fampidirana olona ao an-trano [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 action de saisir avec la main
[1.3#500, 1.5] 32 action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre [1.3#500] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 52 rairay |
| Teny iditra (3/5) | 53 ray |
| Sokajin-teny | 54 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
55 Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro:
56 Henoy izao teny izao, ray vahoaka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
57 pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 58 railahy |
| Teny iditra (4/5) | 59 ray |
| Sokajin-teny | 60 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
61 Fanononana haingana ny
62 Iray [1.1] |
| Teny iditra (5/5) | 63 ray
![]() |
| Sokajin-teny | 64 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
65 tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel
[1.7] |
| Fivaditsoratra | 66 ary, àry, arỳ, 67 irà, ira, ray, 68 ria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|