|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 longo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 havana [Bara]
[1.78] 4 sakaiza [Sihanaka, Tanosy] [1.78] 5 namana [Bara, Sihanaka] [1.78] 6 sakaiza, namana [Sakalava] [1.1] 7 Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy Sakaiza, havana: Longoko ianao [1.1] 8 havana amin'ny heviny malalaka [Masikoro] [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a friend; a companion in evil-doing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 ami, compagnon [Provincial]
[1.8] 11 ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports [1.196] |
| Ohatra |
12 Neniko mama Toy Ravaly tsy hiala Ka longo a vady.
[2.606#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 18 longo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations. Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83. [Sakalava, Tsimihety]
[1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 22longodriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|