|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anadahy |
| Singan-teny | 2 anaka, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana.
[1.10#A.499] 10 Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy.
[1.2] 12 A woman has rahavavy and an anadahy [1.26#13] 13 The brother of a woman [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Frère d'une soeur
[1.54] 15 Le frère d'une femme [1.8] |
| Ohatra |
16 Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko
[2.470#142]
17 Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza [2.606#191] 18 Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. [2.472#174] |
| Voambolana | 19 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 20 anabavy, 21 rahalahy, 22 rahavavy |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|