|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  fatratra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Aoka izany, izaitsizy: Miasa fatratra ianao izany ~ Fatra-panao kitoatoa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 diligently, incessantly, importunately, earnestly, extremely, decidedly. This word is often pronounced fafatra. It is much used in compound words. [1.2#175]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how fatratra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 7  fatratra
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Kanto, tsara tarehy aoka izany: Fatratra izany trano izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 great, amazing [1.7]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpanahaka  12  ary fenitra, 13  babany, 14  babantany, 15  baka lany sahaza, 16  by, 17  fanaperana, 18  farafarampony, 19  isafatsiroa, 20  kanto, 21  lalina, 22  lani-datsaka, 23  lavorary, 24  mafotaka, 25  manga, 26  mangidy vato, 27  mantsalay, 28  marihitra, 29  maty paika, 30  ngita, 31  tanteraka, 32  tapitra efatra, 33  tapitra ohatra, 34  tokana aman-tany, 35  tomombana, 36  tonga lafatra, 37  tontosa, 38  tsy manam-paharoa, 39  tsy manantsahala, 40  tsy misy toa azy, 41  tsy misy tomika, 42  tsy roa aman-tany

Teny iditra (3/4) 43  fatratra
Sokajin-teny  44  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  45 hard [1.2#175]
Fanazavàna teny frantsay  46 [Tankarana] solide, fort, ferme. [1.19]
Tovy hevitra  47 fafatra
Fikambanana  48  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fatratra

Teny iditra (4/4) 49  fatratra
Sokajin-teny  50  anarana
Fanazavàna teny malagasy  51 Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatany, tsy ilana rindrany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  52 [root] [1.2#174]
Fanazavàna teny frantsay  53 action de presser sur la mesure, sur le contenu, de fourrer, de bourrer, de lancer un coup [1.3#158]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  61  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fatratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22