|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy tomika
Singan-teny  2 tsy, 3 misy, 4 tomika
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana tsy misy tomika". [2.472]
7  Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka tsy misy tomika ny asany rehetra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11