|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanteraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika.
4 Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana.
5 Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 effected, accomplished, completed; perfect. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 effectué, accomplit; parfait. [1.8]
8 réalisé; débouchant; totalement. [1.13]
Ohatra  9  Matoky tanteraka anareo aho. [2.649#201]
10  Niova tanteraka ny fiainako. [2.356#132]
11  Maina tanteraka ny ranomasony. [2.470#146]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  27  efa, 28  matypaika, 29  naniryzazakateradahy, 30  nikororokavarykasendrarivotra, 31  nitadytokokasendravato, 32  to, 33  tomombana, 34  tontosa, 35  vita
Kamban-teny rehetra  36  Fikambanana 16 amin' io teny io
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)38  tanteraka
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny frantsay  40 (de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde). Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement.. [Merina] [1.196]
Voambolana  41  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny rehetra  42  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  43 taketrana, 44 tanteraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09