|
|
|
|

Teny iditra 1  mafotaka
Fototeny  2 fotaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza osa, toy ny asa tanimbary be fotaka, izay sady betsaka no mampanahirana
8 Enti-milaza raharaha mifangaro adin-tsaina mampanahirana: Nafotaka ny adihevitra tao amin' ny zaikaben' ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 occupying one's time. Probably arising from the habit of a person diligent in planting rice. Always in the mud. [1.2]
Mpanahaka  10  marihitra

Fivaditsoratra  11 famotaka, mafotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22