|
|
|
|

Teny iditra1 isafatsiroa
Singan-teny  2isa, 3fa, 4tsy, 5roa
Sokajin-teny  6 mpamaritra
Ohatra  7 miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina [2.472]
Tsipelina hafa  8isa fa tsy roa, safatsiroa

Fivaditsoratra  9 isafatsiroa, 10 isa fa tsy roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02