|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misy toa azy
Singan-teny  2 tsy, 3 misy, 4 toa, 5 azy
Sokajin-teny  6  kambanteny
Ohatra  7  Ny tsy dia anankíray amin'ny anjely roaro izy andevon'ny vavy anefa dia tsy azon-draletsy akory, fa tsy misy toa azy [1.38]
8  fa lehibe izany andro izany, ka tsy misy toa azy! [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11