| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 erỳ | 
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo) Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 there quite far away (in sight) [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 là-bas assez loin, visible [1.8] | 
| Ohatra | 
6 ery no fanasanay lamba.
[2.470] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Mpanahaka | 11 any, 12 ao, 13 ary, 14 aroa, 15 aty, 16 ato, 17 atsy, 18 eny, 19 eo, 20 ery, 21 eroa, 22 ety, 23 eto, 24 etsy | 
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Teny iditra (2/3) | 26 ery | 
| Sokajin-teny | 27 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
28 Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
29 l'état de ce qui est caché, dérobé à la vue [1.3#129] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (3/3) | 41 erỳ | 
| Sokajin-teny | 42 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
43 Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1] | 
| Fivaditsoratra | 44 ery, erỳ, 45 Rey, rey, 46 rie | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |