Entrée ierena (ery)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples misy alan-tapia be lohasaha sy lava-bato azo ierena, be vatovato azo itampifiana sy bozaka lava azo isitrihana, be toerana ahatazanana izay olona rehetra mandeha, ary ny moron'ny renirano Kitsamby dia be hazo madinika midoroboka sy milobolobo mora ierena. [2.588]
Morphologie 
Présent : ierena, iereko, ierenao, iereny, ierentsika, ierenay, ierenareo, ieren', ieren-, ierem-, iere-
Passé : nierena, niereko, nierenao, niereny, nierentsika, nierenay, nierenareo, nieren', nieren-, nierem-, niere-
Futur : hierena, hiereko, hierenao, hiereny, hierentsika, hierenay, hierenareo, hieren', hieren-, hierem-, hiere-
Impératif : iereo
Proverbes 

Mis à jour le 2023/12/20