|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tato
Fototeny  2 ato
Sokajin-teny  3  ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Ohatra  5  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4]
6  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59]
7  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
Kamban-teny rehetra  8 tato ho ato

Teny iditra (2/2)9  tatô
Sokajin-teny  10  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 tokoa [Sihanaka] [1.78]
Tovy hevitra  12 tatôbe

Fivaditsoratra  tato, tatô, 13 tota

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13