|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  akao
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ao, milaza sady manondro zavatra anaty harona na vata. [Betsimisaraka] [1.78]
4 ao. [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 là.. [Tankarana] [1.19]
Ohatra  6  I ke tsy Faralahy Betombokoantsôro, naty zahay, ho ireo boaka akao. [2.150]
7  nefa tsy nety nihinana tamin' iny izy, fa hoy izy : "akao ravin' akondro aho hihinanako. [2.69]
Voambolana  8  Toerana
Kamban-teny rehetra  9 takao

Teny iditra (2/4)10  akao
Fototeny  11 ak
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akaina [Fitanisana]

Teny iditra (3/4)13  akao
Fototeny  14 aka
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony akana [Fitanisana]

Teny iditra (4/4)16  akao
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 filao (hazo). [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19 Nom local du filao : Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Bois employé à la construction des pirogues à balancier ; on en fait surtout les mâts amovibles de ces pirogues, transformables en piliers de tente lors des séjours à terre.. [Sakalava Atsimo] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 akao, 22 akoa, 23 aoka, 24 oaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09