|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanakana
Fototeny  2 akà
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fodiana tsy mahalala, fodiana manao; fanantsafana; fananihaniana. [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fanakana
Fototeny  6 sakana
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Fomba entina manakana.
9 Azo sakanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Ce qu’on peut empêcher, manière d'arrêter. [1.3#563]

Fivaditsoratra  11 fanakana, 12 fanka~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12