|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  akana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Hésitation, embarras dans la parole, le langage. [1.3#13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/4)8  akana
Fototeny  9 aka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  11  Misy ihany izany, saingy mahalana, fa dia tena jono tsotra izao no akana azy tsirairay. [2.471]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/4)16  akàna
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 honkon'antsy. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (4/4)19  Akana
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21 Randzavola: Akana amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  22 Akan. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23 Aqân. [2.996]
Voambolana  24  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25 Toko sy andininy momba Akana

Fivaditsoratra  26 akàna, akana, Akana, 27 anaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10