|
|
|
|

Teny iditra1  anka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany. [1.1]
4 ganagana dia. [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 the name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 canard sauvage. [1.54]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 akanga, 10 angàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09