|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 manakà |
| Fototeny | 2 ak |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
4 Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado.
[1.1] |
| Fanazavà na teny anglisy |
5 to delude, to befool, to treat craftily..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 manakalahy |
| Teny iditra (2/4) | 10 mañaka |
| Fototeny | 11 haka |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
13 mandrehoka.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 14 manaka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
16 manihika.
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 17 manaka |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
19 misakana, manisy sakana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 20 toetra mitana hanaka |
| Fivaditsoratra | 21 ankama, 22 kamana, 23 kañama, 24 makaña, 25 manaka, mañaka, manakà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|