|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpaka |
| Fototeny | 2 aka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ireo antokon' olona miaraka amin-dRazazalahy maka an-dRazazavavy amin' ny andro fampakarana (mifanohitra aminy: mpamoaka).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Celui qui prend.
6 l’envoyé auprès de la fiancée pour la conduire au mari. [1.3#13] |
| Ohatra |
7 Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia.
[2.643#]
8 Ny mpaka tahaka be fahatany dia «tsy Imamo tsy Imerina» no iafarany. [2.436#] 9 Moa mba efa voadinikao fa olona mpitsako sy mpaka mora izay ny Malagasy? [2.296#] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mpaka |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (de aka : simulation d'ignorance, feinte). Le mpaka ou mpanaka, c'est le farceur, celui qui fait des plaisanteries. Les fleurs de cet arbuste avec leur ovaire longuement saillant et leurs fruits qu'on compare à un symbole féminin sont l'objet de multiples plaisanteries. Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Ref. H.Perrier 18661. On leur attribue des propriétés aphrodisiaques, sans doute en rapport avec la symbolique évoquée plus haut..
[Tandroy]
[1.196] |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|