|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 talata |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Tuesday.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Le mardi.
[1.3] 6 Mardi. [1.5, 1.8] 7 Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi]. [Tanala] [1.6] 8 (ar.) mardi. [1.14] |
| Ohatra |
9 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina.
[2.470]
10 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472] |
| Voambolana | 11 Fotoana |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/2) | 23 Talata |
| Singan-teny | 24 talata |
| Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 The place of holding Tuesday's market..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent..
[1.3] |
| Fangi-bolantany | -19.0666667+46.75|-19.8666667+46.9833333|-21.0333333+47.1666667|-21.35+47.05 |
| Voambolana | 28 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 29 Talata, talata, 30 tatala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|