| Entrée (Teny iditra) |
 |
alahady
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
nom (anarana)
|
| Définition malgache (Famaritana malagasy) | |
Andro voalohany amin'ny herinandro;
tami [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
|
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | |
Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.] [Richardson 1885]
|
| | |
Sunday [Hallanger 1973]
|
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | |
Le dimanche [Abinal 1888]
|
| | |
Dimanche ~ Sekoly alahady (école du dimanche) ~ Ny alahady tontolo andro (Toute la journée du dimanche) ~ Tsy alahady tsy andavanandro (N'importe quel jour) [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
|
| | |
Dimanche [Beaujard 1998, Hallanger 1974]
|
| | |
Dimanche.Tel qui rit vendredi dimanche pleurera ~ Hehy diasan-dranomasina no anjara eto an-tany [Sims 1969]
|
| Traduction italienne (Dikanteny italianina) | |
Domenica [Profita 1969]
|
| Traduction allemande (Dikanteny alemà) | |
Sonntag. Alahady fialantsasatra: [...] [texte complet dans Bergenholtz 1991]
|
| Vocabulaire (Voambolana) | |
| Citations (Teny nalaina) | |
| Voyez (Jereo) | |
|
| Entrée (Teny iditra) |
 |
Alahady
|
| Partie du discours (Sokajin-teny) | |
nom propre (géographie) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
|
| Traduction anglaise (Dikanteny anglisy) | |
The name of the places where the markets were formerly held on that day. [Richardson 1885]
|
| Traduction française (Dikanteny frantsay) | |
Jadis, nom des marchés tenus le dimanche. [Abinal 1888]
|
|