|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fosa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filazana kileman' olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran' ny hafa mba hanaratsiana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 backbiting, calumniating, scandalizing. Comp. endrikendrika, manaratsy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 diffamation, dénigrement, rapports faits en cachette et souvent exagérés, médisance [1.3#188]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16 fôsa
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 volana fahadimy amin'ny taona [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19 [fosa] mois de mai [Taisaka] [1.82]
Ohatra  20 ny fosa dia ho Adaoro ny Maka dia ho Adizaoza [2.113#]
Voambolana  21 Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (3/3)98 fosa
Sokajin-teny  99 anarana
Fanazavàna teny malagasy  100 Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin' ny alika ary mitovy endrika amin' ny saka; manja mena ny volony ary mena ny masony; loza raha hiani-kazo; tsy mivoaka raha tsy amin' ny alina andripahany ny akoho amam-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  101 "A small and graceful cat-like animal peculiar to Madagascar (both the genus and the family of which it is the sole member are confined to the island), formerly classed among the Viverridae, but now considered to form a distinct family between the cats and civets." It is a plantigrade animal and extremely ferocious. Cryptoprocta ferox , Benn. Probably the same as pintsala. Also the name of a species of civet, of a peculiar genus, D'Aubenton's fossane. Fossa d'Aubentonii, Gray. [1.2]
102 a Malagasy carnivore something like a large mink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  103 Cryptoprocta ferox, petit carnassier [Taisaka] [1.82]
104 genette fossane [1.54]
105 carnivore malagasy, espèce de genette [1.8]
106 fosa (Cryptoprocta ferox) [4.22]
Ohatra  107 Vory teo daholo hono ireo biby rehetra ireo tamin' io : ny fosa, ny akanga, ny papango. [1.508#]
108 nefa ny vorona sy ny araboa-dia, ny fosa, ny kary, nikarenjy tamin' ireny boalaboala ireny. [1.437#]
109 Fony izy mbola teto, saiky lany tamingana ny lambo sy ny fosa fa ny tsy matin' ny bala, voan' ny fandrika. [2.529#]
Voambolana  110 Haibiby: mampinono
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  111 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  112 fosa, fôsa, 113 safo, 114 Sofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02