<-
->

Sal 52:1 Why boastest thou thyself in mischief, O mighty man? the goodness of God endureth continually. Ho an' ny mpiventy hira. Maskila nataon' i Davida, fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin' i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon' i Ahimeleka. Nahoana no mandoka tena amin' ny haratsiana ianao, ry ilay mahery? Ny famindram-pon' Andriamanitra maharitra mandrakariva. Ho an' ny mpampianatra hira. Hira nataon' i Davida, Du maître de chant. Poème. De David.
Sal 52:2 The tongue deviseth mischiefs; like a sharp razor, working deceitfully. Loza no heverin' ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka. fony Doega, Edomita, tonga nilaza tamin' i Saola hoe: Nankany an-tranon' i Akimeleka Davida. Quand Doèg l' Edomite vint avertir Saül en lui disant : "David est entré dans la maison d' Ahimélek."
Sal 52:3 Thou lovest evil more than good; and lying rather than to speak righteousness. Selah. Efa tia ny ratsy noho ny tsara ianao, ary ny lainga noho ny miteny ny marina. Ahoana no mirehareha amin' ny haratsianao, ry ilay mahery! - Maharitra mandrakizay ny hatsaram-pon' Andriamanitra! - Pourquoi te prévaloir du mal, héros d' infamie, tout le jour
Sal 52:4 Thou lovest all devouring words, O thou deceitful tongue. Ny teny mandripaka rehetra no tianao, ry lela mamitaka. Tsy misaina afa-tsy ny ratsy ny lelanao, mova tsy ny antsy maranitra, ry mpihatsaravelatsihy! ruminer le crime? Ta langue est un rasoir effilé, artisan d' imposture.
Sal 52:5 God shall likewise destroy thee for ever, he shall take thee away, and pluck thee out of thy dwelling place, and root thee out of the land of the living. Selah. Andriamanitra kosa hanimba anao mandrakizay; hisambotra anao sy hanongotra anao hiala ao an-day Izy, ary hamongotra anao tsy ho eo amin' ny tanin' ny velona. Aleonao ny ratsy toy izay ny soa; ny lainga, toy izay ny marina. - Selà. Tu aimes mieux le mal que le bien, le mensonge que la justice;
Sal 52:6 The righteous also shall see, and fear, and shall laugh at him: Ny marina hijery, dia hatahotra ka hihomehy azy hoe: Ny teny mamohehatra rehetra no tianao, ry lela mpandainga! tu aimes toute parole qui dévore, langue d' imposture.
Sal 52:7 Lo, this is the man that made not God his strength; but trusted in the abundance of his riches, and strengthened himself in his wickedness. Indro, ny lehilahy izay tsy nanao an' Andriamanitra ho heriny; fa natoky ny haben' ny hareny ka nikikitra tamin' ny faharatsiany. ka indro Andriamanitra hanongana anao mandrakizay kosa; hosamboriny sy hotsoahany avy eo an-dainao hianao, dia hofongorany eo amin' ny tanin' ny velona. - Selà. C' est pourquoi Dieu t'écrasera, te détruira jusqu'à la fin, t' arrachera de la tente, t' extirpera de la terre des vivants.
Sal 52:8 But I am like a green olive tree in the house of God: I trust in the mercy of God for ever and ever. Fa izaho dia tahaka ny hazo oliva maitso ao an-tranon' Andriamanitra. Matoky ny famindram-pon' Andriamanitra mandrakizay doria aho. Hahita izany ny marina, dia hatahotra, ka hihomehy azy hoe: Ils verront, les justes, ils craindront, ils se riront de lui
Sal 52:9 I will praise thee for ever, because thou hast done it: and I will wait on thy name; for it is good before thy saints. Hidera Anao mandrakizay aho, fa efa nataonao izany; ary hiandry ny anaranao eo anatrehan' ny olonao masina aho, fa tsara izany. io no olona tsy nanao an' Andriamanitra ho mandany, fa nitoky tamin' ny habetsahan' ny hareny, sy nihambo tamin' ny haratsiany! "Le voilà, l' homme qui n' a pas mis en Dieu sa forteresse, mais se fiait au nombre de ses biens, se faisait fort de son crime!"
Sal 52:10 Fa izaho kosa dia toy ny oliva maitso ao an-tranon' Andriamanitra, ny hatsaram-pon' Andriamanitra no itokiako mandrakizay doria. Et moi, comme un olivier verdoyant dans la maison de Dieu, je compte sur l' amour de Dieu toujours et à jamais.
Sal 52:11 Hidera anao lalandava aho, fa nanao izany hianao; ary hanantena ny anaranao aho, fa tsara izy, eo anatrehan' ny miraiki-po aminao. Je veux te rendre grâce à jamais, car tu as agi, et j' espère ton nom, car il est bon, devant ceux qui t' aiment.

<-
->