<-
->

Sal 95:1 O come, let us sing unto the Lord: let us make a joyful noise to the rock of our salvation. Avia, aoka isika hihoby ho an' i Jehovah; Aoka isika hanao feo fifaliana ho an' ny Vatolampy famonjena antsika. Avia hihira amim-piravoravoana ho an' ny Tompo! Manaova hobim-pifaliana ho an' ny Vatolampy famonjena antsika! Venez, crions de joie pour Yahvé, acclamons le Rocher de notre salut;
Sal 95:2 Let us come before his presence with thanksgiving, and make a joyful noise unto him with psalms. Aoka hankeo anatrehany amin' ny fiderana isika; Aoka hanao feo fifaliana ho Azy amin' ny fihirana isika. Andeha isika hitsena azy amin' ny fiderana; aoka hampireondreona hira fankalazana azy isika. approchons de sa face en rendant grâce, au son des musiques acclamons-le.
Sal 95:3 For the Lord is a great God, and a great King above all gods. Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, Ary Mpanjaka lehibe ambonin' ny andriamanitra rehetra Izy. Fa Iaveh dia Andriamanitra lehibe, mpanjaka lehibe, ambonin' ireo andriamanitra rehetra. Car c' est un Dieu grand que Yahvé, un Roi grand par-dessus tous les dieux;
Sal 95:4 In his hand are the deep places of the earth: the strength of the hills is his also. Eo an-tànany ny fitoerana lalina amin' ny tany; Ary Azy ny tendrombohitra avo. Hazoniny eo an-tanany ny fanorenana ny tany, ary azy ny tampon' ny tendrombohitra. en sa main sont les creux de la terre et les hauts des montagnes sont à lui;
Sal 95:5 The sea is his, and he made it: and his hands formed the dry land. Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy, Ary ny tany maina dia noforonin' ny tànany. Azy ny ranomasina, fa izy no nanao azy; mbamin' ny tany koa, fa ny tànany no namorona azy. à lui la mer, c' est lui qui l' a faite, la terre ferme, ses mains l' ont façonnée.
Sal 95:6 O come, let us worship and bow down: let us kneel before the Lord our maker. Avia, ka aoka hiondrika sy hiankohoka isika; Aoka isika handohalika eo anatrehan' i Jehovah, Mpanao antsika; Avia, aoka hiankohoka sy hitsaoka isika; mandohaliha eo anatrehan' ny Tompo Mpahary antsika. Entrez, courbons-nous, prosternons-nous; à genoux devant Yahvé qui nous a faits!
Sal 95:7 For he is our God; and we are the people of his pasture, and the sheep of his hand. To day if ye will hear his voice, Fa Izy no Andriamanitsika; Ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Enga anie ka hohenoinareo anio ny feony manao hoe: Fa izy no Andriamanitsika, ary isika dia vahoaka eo am-balany, andian' ondry entin' ny tànany. Car c' est lui notre Dieu, et nous le peuple de son bercail, le troupeau de sa main. Aujourd' hui si vous écoutiez sa voix!
Sal 95:8 Harden not your heart, as in the provocation, and as in the day of temptation in the wilderness: Aza manamafy ny fonareo tahaka ny tao Meriba, Sy tahaka ny tamin' ny andro tao Masa fony tany an-efitra, Aza manamafy ny fonareo, toy ny tany Meribà, tahaka ny tamin' ny andro tao Masà, tany an' efitra, "N' endurcissez pas vos coeurs comme à Meriba, comme au jour de Massa dans le désert,
Sal 95:9 When your fathers tempted me, proved me, and saw my work. Izay nakan' ny razanareo fanahy Ahy, Sy nizahany toetra Ahy, na dia efa hitany aza ny asako. izay nakan' ny razanareo fanahy ahy, sy nizahany toetra ahy, na dia efa nahita ny asako aza izy ireo. où vos pères m'éprouvaient, me tentaient, alors qu' ils me voyaient agir!
Sal 95:10 Forty years long was I grieved with this generation, and said, It is a people that do err in their heart, and they have not known my ways: Efa-polo taona no nahamonamonaina Ahy tamin' izany taranaka izany, Ka hoy Izaho: Olona maniasia amin' ny fony izy Ka tsy mahalala ny lalako; Nandritra ny efapolo taona aho monainan' izany taranaka izany, ka nanao hoe: Vahoaka manana izay fo mania izy, ary nahalala ny làlako. 40 ans cette génération m' a dégoûté et je dis : Toujours ces coeurs errants, ces gens-là n' ont pas connu mes voies.
Sal 95:11 Unto whom I sware in my wrath that they should not enter into my rest. Ka dia nianiana tamin' ny fahatezerako Aho hoe: Tsy hiditra amin' ny fitsaharako mihitsy izy. Ka dia nianiana tamin' ny fahatezerako aho, nanao hoe: Tsy hiditra amin' ny fitsaharako izy. Alors j' ai juré en ma colère jamais ils ne parviendront à mon repos."

<-
->