<-
->

Sal 8:1 O Lord, our Lord, how excellent is thy name in all the earth! who hast set thy glory above the heavens. Ho an' ny mpiventy hira Al-hagitith. Salamo nataon' i Davida. Jehovah, Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin' ny tany rehetra! nataonao eny amin' ny lanitra ny voninahitrao. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny Gitiena. Tonon-kiran' i Davida. Du maître de chant. Sur la... de Gat. Psaume. De David.
Sal 8:2 Out of the mouth of babes and sucklings hast thou ordained strength because of thine enemies, that thou mightest still the enemy and the avenger. Avy amin' ny vavan' ny ankizy madinika sy ny minono no nanorenanao hery noho ny mpandrafy Anao, mba hampanginanao ny fahavalo sy izay ta-hamaly ratsy. Ry Iaveh Tomponay, mba be voninahitra re ny anaranao, amin' ny tany rehetra! Ny fiandriananao no nandravahanao ny lanitra! Yahvé, notre Seigneur, qu' il est puissant ton nom par toute la terre! Lui qui redit ta majesté plus haute que les cieux
Sal 8:3 When I consider thy heavens, the work of thy fingers, the moon and the stars, which thou hast ordained; Raha jereko ny lanitrao, izay asan' ny rantsan-tananao, sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao, Amin' ny vavan' ny ankizy sy ny mbola minono, no nanorenanao hery, hampikoy ny fahavalonao, sy hampangina ny mpandrafy sy ny mpanao teny manevateva. par la bouche des enfants, des tout petits, tu l'établis, lieu fort, à cause de tes adversaires pour réduire l' ennemi et le rebelle.
Sal 8:4 What is man, that thou art mindful of him? and the son of man, that thou visitest him? Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak' olombelona, no amangianao azy? Raha banjiniko ny lanitrao, izay asan-tànanao, mbamin' ny volana aman-kintana izay noforoninao, dia vaky vava aho hoe: A voir ton ciel, ouvrage de tes doigts, la lune et les étoiles, que tu fixas,
Sal 8:5 For thou hast made him a little lower than the angels, and hast crowned him with glory and honour. Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana. Inona ny olombelona no mba tsarovanao? ary ny zanak' olombelona no mba karakarainao? qu' est donc le mortel, que tu t' en souviennes, le fils d' Adam, que tu le veuilles visiter?
Sal 8:6 Thou madest him to have dominion over the works of thy hands; thou hast put all things under his feet: Efa nampanjakainao amin' ny asan' ny tananao izy; ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin' ny tongony, Nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy, nosatrohanao voninahitra amam-piandrianana izy. A peine le fis-tu moindre qu' un dieu; tu le couronnes de gloire et de beauté,
Sal 8:7 All sheep and oxen, yea, and the beasts of the field; Dia ny ondry aman' osy sy ny omby rehetra, ary ny bibidia koa, Nampanjakainao amin' ny asan-tànanao izy, napetrakao eo ambany tongony ny zavatra rehetra: pour qu' il domine sur l' oeuvre de tes mains; tout fut mis par toi sous ses pieds,
Sal 8:8 The fowl of the air, and the fish of the sea, and whatsoever passeth through the paths of the seas. Mbamin' ny voro-manidina sy ny hazandrano any an-dranomasina,izay mandeha amin' ny lalan-dranomasina. omby aman' ondry tsy ankanavaka, mbamin' ny biby any an-tsaha; brebis et boeufs, tous ensemble, et même les bêtes des champs,
Sal 8:9 O Lord our Lord, how excellent is thy name in all the earth! Jehovah Tomponay ô, endrey ny voninahitry ny anaranao amin' ny tany rehetra! voro-manidina aman-kazan-dranomasina, mbamin' izay mitety ny làlan-dranomasina. l' oiseau du ciel et les poissons de la mer, quand il va par les sentiers des mers.
Sal 8:10 Ry Iaveh, Tomponay, mba be voninahitra re ny anaranao amin' ny tany rehetra! Yahvé, notre Seigneur, qu' il est puissant ton nom par toute la terre!

<-
->