|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 Saoly |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely.
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Saul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Saül
[2.996] |
| Voambolana | 6 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 7 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 8 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (2/5) | 9 Saoly |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Paoly, avy any Tarsosy
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 Paul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Paul
[2.996] |
| Voambolana | 14 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 15 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (3/5) | 16 Saoly |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mpanjakan' i Edoma
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 Saul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Shaül
[2.996] |
| Voambolana | 21 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 22 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (4/5) | 24 Saoly |
| Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 zanakalahin' i Simeona. Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 Shaul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 Shaül
[2.996] |
| Voambolana | 29 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 30 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 31 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (5/5) | 32 Saoly |
| Sokajin-teny | 33 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 isan' ny razan' i Samoela.
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 Saul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 Shaûl
[2.996] |
| Voambolana | 37 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 38 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 39 Toko sy andininy momba Saoly |
| Fivaditsoratra | 40 Alosy, 41 Isalo, 42 Loisa, Saoly, 43 Silao, 44 solay, 45 solia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|