Entrée | mankalaza (laza) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manome voninahitra lehibe, midera: mankalaza ireo mahery fo namoy ny ainy ho azy ny firenena Manao amim-pomba be voninahitra: hankalaza ny fetin' ny krismasy isika atsy ho atsy [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To glorify, to exalt To report a person as having been guilty of some bad deed [1.2] | ||||||||
Explications en français | Publier, glorifier [1.3, 1.5] | ||||||||
Solenniser, fêter, remercier: Mankalaza anao aho noho ny soa nataonao tamiko (Je vous remercie à cause du bien que vous m'avez fait) [1.3] | |||||||||
Exemples | Novorian-dRalambo tao Ambohibato ny vahoaka, ka nasainy hiara-mankalaza aminy ny nandreseny an' Andrianafovaratra.
[2.508] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mankalazà (laza) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mankalaza | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |