|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 manaja |
| Fototeny | 2 haja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao.
5 Manao hozavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana ~ Manaja ny raharahany izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to respect, to regard, to revere..
[1.2] 7 to show respect to, to honor. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 respecter, honorer.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 15 manajà |
| Fototeny | 16 haja |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaja [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 honour, respect.
[1.26#19] |
| Ohatra |
19 Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela velona ianao
[1.1]
|
| Teny iditra (3/5) | 20 mañaja |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 manery, mifanery.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 23 manaja |
| Sokajin-teny | 24 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 manafina, mametraka.
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 26 mañaja |
| Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
28 mihary.
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 29 amanja, 30 anjamà, 31 jamana, jamaña, 32 majàna, 33 manaja, mañaja, manajà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|